a
FandraisanaToekarenaMAROANTSETRA : MITARAINA TSY MISY MPAMALY IREO TANTSAHA MPAMBOLY LAVANIO

MAROANTSETRA : MITARAINA TSY MISY MPAMALY IREO TANTSAHA MPAMBOLY LAVANIO

MAROANTSETRA : MITARAINA TSY MISY MPAMALY IREO TANTSAHA MPAMBOLY LAVANIO

 Raha mitohitohy ny zava-misy eto Madagasikara dia tsy hahavelon-tena intsony ireo Tantsaha mpamboly lavanio ‚ hoy ny olom-pirenena maneho ny heviny manoloana ny zava-misy . Anisan’ireo lazaina ho mpanefoefo sy mpanambola no mpanakarena ireo Tantsaha manana tani-davanio na ireo miantsehatra amin’ny voly lavanio saingy tantara sisa ary sahala amin’ny nofinofy . Sahirana tanteraka ary velontaraina ireo Tantsaha sy miantsehatra amin’ny resaka lavanio ankehitriny.

Mikasa hanamafy ny hetsika fanairana ireo Tantsaha mpamboly lavanio ao Maroantsetra rahampitso 08 Febroary 2023 maraina amin’ny 08 Ora raha tsy misy fihovana . Hisy ny fanambarana miezinezina kasain’izy ireo hatao mba ho fanairana ny fitondram-panjakana.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment