MARIE GOULAMALY : FANKAHEREZANA SY FAMPORISIHANA AVY AMINAREO NO AFAHAKO MANAPA-KEVITRA
Hatreto dia tsy mbola nilaza ampahibemaso ny Solombavambahoaka Goulamaly fa hirotsa-kofidina ho Filoham-pirenena amin’ny fifidianana ho avy fa na izany ‚ efa mitsapatsapa ny fihetseham-pon’ny vahoaka mialoha ny handraisany fanapahan-kevitra.
Hevitra hampandrosoana ny Tanindrazantsika no ho entiko fa tsy fanoherana ny hevitrin’ny hafa , noho izany dia ireo fankaherezana sy ireo fampirisihana avy aminareo ireo dia hahafahako hanamafy ny fanampahakevitra izay ho raisiko tsy ho ela . Avotantsika Miaraka i Madagasikara ‚ hoy izy tao amin’ny pejiny.