MANDRITSARA : TOVOLAHY AVY TANY AMIN’NY KARIERA ‚ NIKASA HODY▪️TSY NAHALOAM-BAVA REHEFA TONGA TEO AMIN’NY PARIKAZY
Tsy fantatra izay nanjohy ity tovolahy ity fa tsy nahaloa-bava ( mona tampoka ) ity tovolahy voalaza fa tany amin’ny kariera Sahantona Mandritsara ‚ nikasa hamonjy fodiana ity ‚ rehefa tonga teo amin’ny toeram-piantsonana fiara na Parikazy be Mandritsara.
Miantso ny fianakaviana na koa ireo mahafantatra azy mba ho tonga haka azy.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.