a
FandraisanaVaovaom-paritraMANAKARA : ZAZA 09 TAONA ‚ NADISO ENTI-MODY ( DEVOIR )▪️MATY NOHO NY DAROKA NATAONY RENINY

MANAKARA : ZAZA 09 TAONA ‚ NADISO ENTI-MODY ( DEVOIR )▪️MATY NOHO NY DAROKA NATAONY RENINY

MANAKARA : ZAZA 09 TAONA ‚ NADISO ENTI-MODY ( DEVOIR )▪️MATY NOHO NY DAROKA NATAONY RENINY

Ankizilahy kely 9 taona no maty vokatrin’ny kapoka mafy nataon’ny Reniny tao Maroalakely Manakara. Araka ny fitantaran’ireo manodidina dia teo am-panaovana ny enti-mody ( Exercice ) tao antrano ity zaza ity no nojeren’ny reniny ny zavatra nataony ka rehefa diso dia tezitra ity farany ka nibedy sy nikapoka azy mafy teo amin’ny lohany.

Narary vokatrin’ilay kapoka nahazo azy ilay zazakely ny Alarobia hariva teo ary omaly Alakamisy maraina vao nohentina tany amin’ny Hopital hotsaboina saingy tsy tana intsony ny ainy . Vaky nandositra moa ilay Reniny ary mbola tsy hita izay nalehany hatramin’izao.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment