a
FandraisanaSosialyMAMPIKONY : TONGA NY FANAMPIANA AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA HOAN’IREO TRABOINA VOKATRY NY RIVO-DOZA CHENESO

MAMPIKONY : TONGA NY FANAMPIANA AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA HOAN’IREO TRABOINA VOKATRY NY RIVO-DOZA CHENESO

MAMPIKONY : TONGA NY FANAMPIANA AVY AMIN’NY FITONDRAM-PANJAKANA HOAN’IREO TRABOINA VOKATRY NY RIVO-DOZA CHENESO

Manodidina ny 4000 ireo traboina vokatry ny rivo-doza cheneso tao amin’ny Distrikan’i Mampikony raha ny fanazavana voaray . Betsaka ireo very fananana sy tsy manan-kohanina vokatry ny fiakarany rano ka nidina ifotony ary nitondra fanampiana ny Minisitra Soafilira Princia sy ny Gouverneur Faritra Sofia LYLYSON René de Rolland ary ny Solombavambahoaka voafidy tao Mampikony sy Port Bergé ‚ miaraka amin’ny delegasionina namany.

Vary sy voamaina ary kojakoja maro no nomena ireo vahoaka traboina tamin’izany . Mitohy ny hetsika fitsinjovana ny vahoaka ifotony ‚ ataon’ny fitondram-panjakana.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment