a
FandraisanaVaovaom-paritraMAMPIKONY : MANDRAY AN-TÀNANA NY FAMONJENA IREO VAHOAKA TRA-BOINA NY FITONDRAM-PANJAKANA

MAMPIKONY : MANDRAY AN-TÀNANA NY FAMONJENA IREO VAHOAKA TRA-BOINA NY FITONDRAM-PANJAKANA

MAMPIKONY : MANDRAY AN-TÀNANA NY FAMONJENA IREO VAHOAKA TRA-BOINA NY FITONDRAM-PANJAKANA

Efa hatramin’ny maraina no nivezivezy ‚ nitatitra sy namonjy ireo mpiarabelona traboina ao amin’ny Distrikan’i Mampikony ny ekipany avy ao amin’ny Faritra Sofia izay notarihiny Governoran’i Faritra.

Betsaka ireo kaominina sy fokontany izay dibo-drano any an-toerana ‚ mitohy ny ezaka amin’ny famonjena sy fanavotana ny mponina amin’ireo faritra dibo-drano.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment