a
FandraisanaSosialyMAIRE TALENTINO : TSY AVELANTSIKA HO FARANY EKY ANALALAVA

MAIRE TALENTINO : TSY AVELANTSIKA HO FARANY EKY ANALALAVA

MAIRE TALENTINO : TSY AVELANTSIKA HO FARANY EKY ANALALAVA

 Nametrahana Jiro mazava ny lalana mandeha any amin’ny seranan-tsambo ( PORT ) Analalava androany ‚ efa miasa sy mandeha ary manazava eny amoron-dranomasina ‚ afahana mitsangatsangana izany amin’izao alina izao.

Tsy avelantsika ho farany eky Analalava ‚ hoy ny Ben’ny tanàna TALENTINO nankasitraka ireo mpiaramiasa aminy.
_______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment