a
FandraisanaSosialyMAIRE NASIRY ALI : MITOHY NY FAMETRAHANA JIRO “COBRA” MANAZAVA TANÀNA ‼️

MAIRE NASIRY ALI : MITOHY NY FAMETRAHANA JIRO “COBRA” MANAZAVA TANÀNA ‼️

MAIRE NASIRY ALI : MITOHY NY FAMETRAHANA JIRO “COBRA” MANAZAVA TANÀNA ‼️

Fokontany maro no efa nisitraka jiro COBRA eto Antsohihy. Mitohy ny fametrahana izany eny amin’ny fokontany mbola maizina. Miaramiasa amin’ny fametrahana izany ny kaominina sy ny JIRAMA.

Tanjona hisitrahan’ny vahoakan’Antsohihy hazavana mba hialany tebiteby sy tahotra amin’ny fanararaotana ataon’olon-dratsy eny anelakelan-trano‚ hoy ny Ben’ny tanàna NASIRY Ali.

Mifandimby mitondra teny fisaorana sy fankasitrahana ny Ben’ny tanàna ny vahoaka ifotony.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment