MAHAJANGA : VERY OLO-MANGA▪️ NINDAOSIM-PAHAFATESANA NY RAY NITERAKA AN’NY Pr ELIA BÉATRICE ASSOUMACOU ‚ MINISITRY NY FAMPIANARANA AMBONY ‚ ISSOUF BEN ASSOUMACOU
Hatairana no nandrenesam-baovao omaly arivan’ny 16 Oktobra 2022 fa nodimandry Andriamatoa ISSOUF BEN ASSOUMACOU ‚ filohan’ny Akademia Malagasy – sampana Mahajanga ‚ Ray niteraka an’ny Profesora Elia Béatrice Assoumacou ‚ Minisitry ny fampianarana ambony ankehitriny. Very olo-manga araka izany ny faritra Boeny.
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
![🙏](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t80/1/16/1f64f.png)
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.