MADAGASCAR ๐ฒ๐ฌ 03 Vs 01 ๐ฒ๐ฟ MOZAMBIQUE
Niondrika teo anatrehanโny Bareanโi Madagasikara ny ekipam-pirenenโi Mozambika isa mavesatra no nisarahana 03 noho 01 ka any aminโny dingana manasa-dalana indray ny fotoana manaraka.
Niara nirona sy nanohana ny ekipam-pirenena Malagasy ny Governoranโny Faritra Sofia sy ny Benโny tanร na voafidy teto Antsohihy โ izay nametraka ny ยซ รฉcran gรฉant ยป ho fanomezana fahafaham-po ny vahoaka teo aminโny Rond Point Antsohihy.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ยฎ JDR News.