LONGUE VIE Dr MAROLASY DANO
Mpitsabo efa nitana andraikitra tao amin’ny CHRD Bealanana Dr Jezequel Dano Marolasy . Any ivelany‚ manohy fianarana sady miasa izy ankehitriny.
Zanaky ny faritra Sofia‚ Malagasy Ray sy Reny. Mitsingerina androany 25 Mey 2023 ny taona nahaterahany koa miarahaba sy mirary ny tsara rehetra ho azy.