a
FandraisanaVaovaom-paritraLOLA RASOAMAHARO TOMPON’NY «LA GAZETTE » : NAHIDITRA AM-PONJA VONJIMAIKA‼️

LOLA RASOAMAHARO TOMPON’NY «LA GAZETTE » : NAHIDITRA AM-PONJA VONJIMAIKA‼️

LOLA RASOAMAHARO TOMPON’NY «LA GAZETTE » : NAHIDITRA AM-PONJA VONJIMAIKA‼️

Tsy mbola fantatra izay nitory sy antony fitoriana ity mpanao gazety sady tompony gazety mivoaka isan’andro ( LA GAZETTE ) ity fa tamin’ny 08 Ora alina teo no vita fihainoana azy teny amin’ny fitsarana ambaratonga voalohany Anosy Antananarivo ary nahiditra am-ponja vonjimaika izy avy eo.

Tsy mbola nazahoam-panazavana teny amin’ny fitsarana ‚ tsy mbola naneho hevitra ihany koa ny mpisolovava azy hatreto raha ny fampitam-baovao voaray.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment