LIGIM-PARITRY NY BASKETY SOFIA : NITRABAJIHY SY NIKAON-DOHA HO FANATSARANA NY FITANTANANA‼️
Tao amin’ny Hôtel MEVA Antsohihy ‚ renivohitry ny faritra Sofia no nanatanterana fikaonan-doham-paritra momba ny fatsarana ny fomba fiasa sy fampandrosoana ny baskety ato amin’ny faritra izay notarahin’Atoa Mohamed RAZA dit RAZA BIJOUTIER ‚ filohan’ny Ligim-paritra Sofia . Nisy ny tatitra natao ary nodinihina avokoa ireo drafitr’asa 2023 ‚ tafiditra anatin’izany ireo TOURNOIS sy SOFIA CHALLENGE izay ho tanterahina any Mampikony ny volana Aogositra 2023.
Niatrika ny fotoana ny Talem-paritry Tanora sy ny fanatanjahantena Sofia sy ireo “ Président section ” isaky ny Distrika ato amin’ny faritra . Raha ny fandaharam-potoana eto ampelatanana :
![▪️](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t4c/1/16/25aa.png)