LICO KININIKE : VONONA HANOME FAHAFAHAM-PO NY VAHOAKAN’ANTSOHIHY
Ny ariva teo no nigadona teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia ny mpanakanto LICO KININIKE izay hanao fampisehoana‚ alim-pandihizana miavaka ( SPECTACLE – BAL ) ao amin’ny TERRAIN TRAVAUX.
Tsy misy atahorana fa efa eto Zandrin’ny Président hanome fahafaham-po anareo amin’ny “ambiance”‚ hoy ity mpanakanto fanta-daza sady masoivohon’ny Telma Madagascar ity androany.
Diabe namakivaky tanàna no nandraisana azy sady ho fiarabana azy tongasoa eto Antsohihy.