LIANAH : Tazana tao anaty lanonam-panambadian’ny mpanakanto DADILOVE sy LANDRISSA ihany koa izy mivady.
Tsy mila olon-kafa fa anao zaraiky laninin’ny foko ‚ fitiavako anao vady e amin’ilay tsara kalitao Hiala aminao ataoko sanatriaaa ‚ sanatriaaa ; Ankilanao zaho mahazo faafiiiny e ‚ fitia tsy miharo tambiny e…
Tohizo ao amin’ny “ commentaires ” ilay tononkiran’azy vaovao iny sa inona amin’ireo tononkirany mba ankafizinao
Mirary soa ho azy hatrany
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.