a
FandraisanaVaovaom-paritraLEHILAHY TRA-PAHASEMBANANA (JAMBA ) NOROBAINY VAZAHA TAO AMIN’NY LE GLACIER ANTANANARIVO : NAMPIAKA-PEO I ZOKY VONJY ‼️

LEHILAHY TRA-PAHASEMBANANA (JAMBA ) NOROBAINY VAZAHA TAO AMIN’NY LE GLACIER ANTANANARIVO : NAMPIAKA-PEO I ZOKY VONJY ‼️

LEHILAHY TRA-PAHASEMBANANA (JAMBA ) NOROBAINY VAZAHA TAO AMIN’NY LE GLACIER ANTANANARIVO : NAMPIAKA-PEO I ZOKY VONJY ‼️

Tsy rariny ary tsy azo ekena ny herisetra nianjady tamin’i FABIEN nataony teratany vahiny iray izay nandrava ny tehina teny aminy ka nitondra izany nandositra niaraka tamin’ny fiara 4×4 maintso teo amin’ny “ LE GLACIER ” Antananarivo ny alakamisy 16 Martsa 2023 teo . Entanina izay manam-baovao sy mahafantatra ny mombamomba io teratany vahiny nanao herisetra tamin’olona tra-pahasembanana io mba hampandre ny manampahefana akaiky azy na hilaza amiko na koa hanatona any amin’ny Le Glacier mba handraisana fepetra momba azy ‚ hoy zoky vonjy nangoraka ity olona marefo izay niharany herisetra ity.

Lehilahy tra-pahasembanana ( JAMBA ) i Fabien ka iny tehana iny no manampy azy sady solony masony rehefa mandeha mivezivezy . Miezaka tsy manome fahasahiranana sy vesatra hoan’ny fianakaviany izy na dia marefo aza ‚ nefa izao norobainy vazaha izao.

Novidianany Zoky vonjy tehina vaovao moa i Fabien ka nitondra fisaorana sy fankasitrahana azy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment