a
FandraisanaToekarenaLAHARANA FAHA-13 : HIDINA HATRAMIN’NY 15 000Ar NY VIDIN’NY SIMENITRA ETO MADAGASIKARA AFAKA 02 TAONA

LAHARANA FAHA-13 : HIDINA HATRAMIN’NY 15 000Ar NY VIDIN’NY SIMENITRA ETO MADAGASIKARA AFAKA 02 TAONA

LAHARANA FAHA-13 : HIDINA HATRAMIN’NY 15 000Ar NY VIDIN’NY SIMENITRA ETO MADAGASIKARA AFAKA 02 TAONA

 Hamokatra sy hanodina i Madagasikara ‚ hapetraka ao Ibity ny Ozinina mamokatra simenitra ary 15 000Ar ny vidiny amin’izany ‚ hoy ny laharana faha-13 ‚ raha nanao tatitra ny asa vitany nandritra ny taona 2022 ary nitondra sy nanazava ireo vinany amin’ny taona 2023.

Maharitra 02 taona ny fanamboarana izany ka tombanana ho amin’ny taona 2025 vao vita sy afaka mamokatra ny Ozinina izay hoamboarina.
Marihina fa efa tafakatra hatramin’ny 40 000Ar mahery ny vidin’ny simenitra ‚ amin’ny Faritra ivelan’Antananarivo ankehitriny taona 2023.
_____________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.
Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment