LA REINE DES TRAFICS MARITIMES – JOYEUX ANNIVERSAIRE
Izy no Madame Tinah na « LA REINE DES TRAFICS MARITIMES » ahaizany maro azy noho izy misehatra amin’ny resaka trondro any an-dranomasina . Ny fahaizany miaramiasa sy miara-monina amin’ireo mpiaramiasa aminy no isany mampiavaka azy . Vaiavy mahavelon-tena ary manana ny maha izy azy eto Antsohihy.
Mitsingerina androany 15 Martsa 2023 ny taona nahaterahany ‚ nitondra teny firariantsoa azy ny zanany izay mitady ravinahitra any lavitra ‚ « Koa mbola vaiavy ‚ tsisy atakaloko anao Mamako, tagniniako ho ela vilômagna, ho tanteraka aby ze raha kasainao jiaby, raha tsara fogna tagniniako miboaka amin’ny fiainagnanao.AZA ADIGNA FA ANAO TEGNA TIAN’I ZANAKAO
Ngoma anao za zan mamako tiako mangitry zah » ‚ hoy ilay zanany naneho ampahibemaso ny fitiavana ny reniny.
Miarahaba azy ary mirary soa ho azy ihany koa isika.