a
FandraisanaKolontsaina sy TalentaKIANJA MANARAPENITRA MANDRITSARA : ZARY HO FINANAM-BILONA‼️

KIANJA MANARAPENITRA MANDRITSARA : ZARY HO FINANAM-BILONA‼️

KIANJA MANARAPENITRA MANDRITSARA : ZARY HO FINANAM-BILONA‼️

Izao sisa niafarany kianja manarapenitra ao Mandritsara ‚ sahiran-tsaina ireo tanora manomana TOURNOI fa tsy manana kianja hilalaovana . Nopotehina ny kianja monisipaly teo aloha mba ho soloina ity manarapenitra ity ‚ saingy anarany ihany no manarapenitra fa ny fotodrafitrasa ‚ tsy mbola vita efa ho an-taonany maro ‚ ny fe-potoana voafaritry ny lalàna hiasany filoham-pirenena anefa madiva hifarana.

Raha ny vaovao azo dia fampanantenana sy tetik’asan’ny filoham-pirenena ( projet présidentielle ) izy ity ka niainga avy any ambony ‚ ny fifidianana na nifantenana Orinasa manamboatra azy.

Zarao :
Omeo naoty ny lahatsoratra

contact@presse-aboahoankiaka.mg

-

Leave A Comment