KARATE-DO : NOTOLORANA TEPANA MAINTY “6EME DANNE” NY FILOHA ANDRY RAJOELINA‼️
Tanterahina eny amin’ny Kianja mitafo Mahamasina ny fihaonamben’ny karate-do Malagasy. Isan’ny nanotrona izany ny Filoha Rajoelina mivady. Notolorana ny grady tepana mainty 6ème danne ny Filoha. Handeha ny fifaninanana « Coupe du Président » ho an’io taranja io,…