JULIEN RAZAFIMANAZATO SY PROFESORA TEHINDRAZANARIVELO : MIARAHABA NY VEHIVAVY MALAGASY REHETRA
8 mars 2023 : Izahay mirahalahy faly miarahaba ny vehivavy rehetra manerana Madagasikara . Singanina manokana Sofia Girls ary Samby Dadiny jiaby magneragna Sofia ‚ io no hita tao amin’ny pejiny Julien Razafimanazato androany.