JOYEUX ANNIVERSAIRE Mr le Maire AZIZ
Mitsingerina androany 14 Martsa 2023 ny taona nahaterahan’i Aziz Andriamanantsoa ‚ Ben’ny tanàna voafidy tao Bealanana.
Ny fahaizany miaina miaraka amin’ireo vahoaka tantsaha avy any Ambanivohitra sy fitsinjovany manokana ny vahoaka ao Bealanana ary fampandrosoana tanàna izay hivezivezeny hatrany ampitan-dranomasina hitadiavana ny mahasoa ny tanàna ao Bealanana no tena mampiavaka . Mahatsiaro ho manana Ray aman-dReny rahateo ny vahoaka manana azy ka mirary soa ho azy hatrany isika.