JIRO MAZAVA TOTAL : FAMILY SUNSHINE
Azo jifaina sy vidina eny amin’ny STATION TOTAL Antsohihy manomboka izao ireto JIRO MAZAVA “Chargable” na mandeha amin’ny heriny masoandro ireto
Mam,piavaka azy :
![▪️](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t4c/1/16/25aa.png)
![▪️](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t4c/1/16/25aa.png)
![▪️](https://static.xx.fbcdn.net/images/emoji.php/v9/t4c/1/16/25aa.png)
Vidiny mirary : 130 000Ar iray lehibe ‚ afaka manazava ny efitrano na ivelany trano na aiza na aiza ‚ izy rahateo maivana sady misy zavatra azo anantonana azy na hitazonana azy . Toraka izany koa ilay anakiray somary kelikely izay amidy 25 000Ar afaka mitaratra sy manazava lavitra amin’ny maha « projecteur » azy.
Contact : 034 45 707 71
STATION TOTAL – TSIDIHO – VANGIO FA MANOME ANAO ILAY TENA TSARA INDRINDRA