IVONTORANA FITSIRIHANA FIARAKODIA SOFIA : VOTENDRY HIASA ANY ANTSIRANANA IALAY TOMPON’ANDRAIKITRA TEO ALOHA
Tontosa omaly 21 Septambra 2022 ny famindram-pitantanana teo amin’ny GPHC MAHAJORO ‚ Tompon’andraikitra nisahana ny ivontoerana fitsarana fiarakodia Sofia teo aloha sy GPCE FARALAHY ‚ izay mandimby azy ato amin’ny faritra.
Voatendry hiasa any Antsiranana izy rehefa niasa nandritra ny 04 taona tato amin’ny faritra . Miarahaba sy mirary soa ary mankahery izy roa amin’ny adidy goavana miandry azy.
______________________________
Aboaho Ankiaka ® JDR News.