a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 98)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tsy diso anjara fa manana solontena ‚ hitondra ny voninahitry ny faritra ary haneho ny hakantony amin’ny fifaninana « MISS ET MISTER ÎLE DE MADAGASCAR » ny faritra Sofia ‚ fa manana an’i Tazza ANDRIANAINA ‚ tovolahy 23 taona ‚ mirefy 1m80. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tafakatra amin’ny dingana (

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Mitohy ny fanehoan-kevitra ataon’i Paolo RAHOLINARIVO ‚ Filohan’ny SYNAD manoloana ny resa-be ao amin’ny faritra Bongolava . Nambarany fa betsaka amin’ireo lehiben’ny boriborin-tany ( Délégué ) no tsy manana diploma sy tsy nanitsaka sekoly manofana olona hanao izany ( INFA ) fa olona tsotra notendreny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niely ary nahoraka teto Madagasikara ny fisian’ny solika mifangaro ( pétrole sy gasoil ) amidy eny amin’ny mpanjinjara solika maro samihafa ‚ betsaka ireo nahatsikaritra izany ka velon-taraina ‚ nisy ny fanadihadiana natao ifotony ‚ izay nahatratran’ny zandary olona 06 ‚ mpamily sy mpanaramaso trano

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Misava hatramin’ireo olana kofa ankilanao ‚ na masoandro na diavolana ko angalaiko izany azoko fô . Anao fahasambarako io ny tononkira anisany nampalaza azy ‚ raha nampiara-peo tamin’ny Général Degré . Ataovy ao amin’ny « commentaires » ireo tononkirany fantatrao sy ankafizinao [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mirary ny soa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ireo olona naratra fa indrindra ireo ankizy tonga nitsangatsangana sy niala sasatra ‚ nianjera teo ambony “manège” izao alina izao . Tokony hisy fanarahamaso sy fepetra hentitra raisin’ny tompon’andraikitra amin’ny andavan’andro mba hisorohana ny tranga tahaka izao ‚ hoy ny fanehoan-kevitr’ireo nanatrika ny tranga

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy hiteny intsony aho, tsy hiaro, hijery fotsiny, ampy izay. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Vonoy, aondrano, poteho, ihetraketraho, gadrao, roaso, ampahantrao, volosy, tsinotsinoavo, ambanio, horohoroy…ny tantara no Hitsara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Sady tsy izaho irery koa no Mpiasam-bahoaka eto, samia manavotra ny tenany, ny fanahiny sy ny Fianakaviany‚ hoy izy tao amin’ny kaontiny. ______________________________ Aboaho Ankiaka

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  MAhonena sy mahatorotoro fo tanteraka ny mahita ity Zaza kely manodidina ny 10 taona ‚ hitan'ny Polisy sy ny fokonolona tao anaty gony tany amin'ny fokontany Ambohimalaza distrikan'ny Port Bergé androany tokony ho tamin'ny 05 Ora maraina . [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy misy mahalala azy ny fokonolona any an-toerana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ilay tononkira fahiny hoe : « Raha ao ny fitiavana ‚ hafaliana hatrany hiseho eny » [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mpanakanto maromaro nisolontena ireo mpanakanto maro manerana an’i Madagasikara no tonga nanontrona ny fanambadian’ny mpanakanto DADILOVE sy LANDRISSA teto Antsohihy omaly 17 Septambra 2022 . Mirary ny soa hatrany ho