a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 97)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy fantatra izay nanjohy ity tovolahy ity fa tsy nahaloa-bava ( mona tampoka ) ity tovolahy voalaza fa tany amin’ny kariera Sahantona Mandritsara ‚ nikasa hamonjy fodiana ity ‚ rehefa tonga teo amin’ny toeram-piantsonana fiara na Parikazy be Mandritsara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Miantso ny fianakaviana na koa ireo mahafantatra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miandrandra tolo-tànana ary mila vonjy amin’ny fitondram-panjakana ireo olona aman-jatony ‚ traboina ao Manombo Vangaindrano . Raha tsiahivina ‚ Levon’ny afo niredareda ny trano ampolony maro ny tolakandro teo. Mankahery azy ireo ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="4756"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Hatairana no nandrenesan’ny Renin’ity tovolahy ity raha voaheloka ‚ hisazy 06 andro an-tranomaizina izy ary 15 andro an-tranomaizina kosa ny zanany izay notorian’ny anambaviny izay zanaka nateraky Ramatoa ihany . Safotra noho izany tao anaty biraon’ny fitsarana ‚ tokony ho tamin’ny 04Ora sy sasany mahery

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nolavin’ny sekoly tsy miankina iray ao an-drenivohitra ny fidiran’i RAKOTONIAINA Andrianataratra Durujude Josafà na i Taratra hianatra ao aminy noho izy varira . Mety hitarika amin’ny fikatonan’ny sekoly ny fisian’ity tovolahy varira ity ao amin’ny sekoly nohon’ny tahotry ny mpianatra hoy izy ireo ‚ raha

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Taoriany fipohan-draharaha maloto nahavoatonontonona an’ny Minisitry ny mponina dia tsy mbola nandrenesam-peo izy hatreto fa nangataka ny hamoahana porofo momba izany kosa ny talen’ny kabinetrany ‚ raha mitaky ny hanaovana fanadihadiana lalina hoan’ireo voasaringotra anaty afera kosa ny mpanara-baovao. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsikaritra fa misy ambadika politika avolenta izao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Notokanana sy natolotra ampahabemaso ho sitrahin’ny vahoaka ao Befotaka avaratra ny fotodrafitr’asa mamatsy ny rano fisotro madio izay vita ao an-toerana . Miisa 119 ny “ Robinet ” efa mizara rano eny anivon’ny fokontany manerana ny kaominina ambanivohitra Befotaka avaratra hatreto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Afa-pahasahiranana tanteraka izahay amin’izao fahavitany

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Raha tsy misy fihovana sy fihemorana tampoka sahala amin’ny teo aloha dia hatao rahampitso 20 Septambra 2022 ny fitsarana ny raharaha ‚ tetik’ala mihoapampana sy fandripahana ala arovana Antsakoabe ‚ kaominina Angoaka-Sud Distrikan’i Analalava. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Olona 05 no voatondro ho tompon’antoka amin’izany raha ny fanazavana ‚ milaza