a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 96)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Omaly 22 Septambra 2022 no nanatanterahana ny famoahana ireo mpampianatra sy tanora ‚ nahavita fiofanana tao amin’ny IFEM ( Institut de Formation des Enseignants de Madagascar ) teto Antsohihy . 89 tamin’izy ireo nahazo mari-pahaizana DT-ES ‚ 77 kosa DTS-ES. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Niatrika sy nanome voninahitra izany Atoa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Izy no BAHOEJY ‚ mpamorona sy tompony DIHY BAHOEJY mampiavaka ny faritra Sofia . Notaterantsika teto ny tantara mahonena momba azy sy ny faniriany ny mba hananany trano mateza hitoerany ary ny hisitrahany tombontsoa amin’ny maha mpanakanto azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nandre izany antso izany ny Jeneraly Lylyson René

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Na efa niezaka nifanampy sy nifanome tànana aza ny samy mpanakanto ‚ ny olom-pirenena Malagasy maro dia tsy tana ny ainy PIERROT ‚ mpanakanto sady mpitendry « clavier » tao amin’ny tarika Jaojoby ny marina teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mirary fiononana feno ary mankahery ny fianakaviana manamanjo ‚ ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nanomboka omaly 21 Septambra 2022 ny atrik’asa ‚ fifampizarana traikefa ‚ fampahatsiahivana ireo lalàna sy mpitsopitsony mifehy ny fifamoivoizana eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia . Nantsoina manokana niatrika izany ireo mpamily TAXI VILLE eto Antsohihy sy ireo misehatra amin’ny TAXI MOTOS. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Maharitra telo andro ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tontosa omaly 21 Septambra 2022 ny famindram-pitantanana teo amin’ny GPHC MAHAJORO ‚ Tompon’andraikitra nisahana ny ivontoerana fitsarana fiarakodia Sofia teo aloha sy GPCE FARALAHY ‚ izay mandimby azy ato amin’ny faritra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Voatendry hiasa any Antsiranana izy rehefa niasa nandritra ny 04 taona tato amin’ny faritra .

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mbola tadidiko ny fotoana nanoratako ny mitondra lohateny hoe 2m/60 . Ny zoma 17 Jona 2011 tamin’ny 05 Ora sy 22 minitra ‚ hoy izy tao amin’ny pejiny. ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy afaka ny handroso ‚ mikoroso fahana makany amin’ny ratsy kokoa ary miha potika sy tsy misy endriny tanteraka ny firenena tsy mandry fahalemana na mikorontana ‚ miseho amin’ny endriny maro izany eny anivon’ny fiarahamonina . Mba hisiany filaminana sy fitoniana ary indrindra ny fandriampahalemana