a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 95)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ireo tsy mahalala ny tantara ka minana ambolony sy manome tsiny be fahitany momba ny raharaha adi-tany misy ao Ambalabe Est Antsohihy ‚ izay bodoin’i Mohamed sy ny zanany io ‚ hoy Issouf AMIZAHA ‚ Zanaka lahy navelan’itompokolahy Hadjee AIBOU ‚ nitondra fanazavana momba

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nazoto namangy ary nampanantena ingahy Ben’ny tanàna ankehitriny ao Andoharanofotsy nandritra ny fampielezan-kevitra nataony fony tsy mbola lany fa hamboarina sy hatao rari-vato ny lalan-kely izay mampanahirana ny mponina ao amin’ny quartier 106 ‚ Andoharanofotsy avaratra . 03 taona aty aorian’ny fifidianana sy nitondrasan’ilay Ben’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hatairana no nandrenesan’ny fianakaviana fa nindaosim-pahafatesana tampoka teo amin’ny seranam-piaramanidina ( piste ) Antsohihy ity Raim-pianakaviana 61 taona ‚ nikasa ho any amin’ny fokontany Amboroho kaominina Ampandriakilandy ny maraina teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Vatana mangatsikany ‚ niampatra teo afovoan’ny seranam-piaramanidina no nanaitra ny olona ka nampilaza ny manodidina miaraka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy fantatra mazava ny tena antony fa tazana ho nisy fifamaliana teo amin’ilay miaramila sy ilay olona voatifitra teo ivelany karaoké . Namoaka basy izy aveo nitifitra tongotr’ilay rangahy nifamaly taminy ‚ raha ny fanazavana nataon’ireo nanatri-maso ny tranga niseho tao Ankadindratombo ‚ ALASORA Antananirivo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Miharatsy hatrany ny fiarahamonina eto Madagasikara noho ny fahantrana . Mba tehinana mady na zavatra matsiro izy roalahy ireto saingy tsy takatry ny fahefa-mividin’ny Reniny izany ka dia nanapoka ganan’olona mirenireny manodidina azy izy roa. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nohentiny nandositra ary natonony tany ambadimbadika tany ilay gana ‚ nisy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hita mandeha rà noho ny daroka nahazo azy ny ariva teo ity zazalahy 16 taona ity . Tratra teo ampangalarana vary tao anaty efitranon’ny mpianatra manany izy raha ny fanazavana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Voalaza fa mbola tsy afa-po ireo mpidaroka saingy tonga tampoka nanavotra azy tsy niharany fitsaram-bahoaka ny