a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 94)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa notaterantsika teto ny ampahany fanazavana nataony ISSOUF AMIZAHA momba ny tokony hamerenana ny tany izay voalaza ho nobodoin’ny rahalahin-dRainy ( MOHAMED ) ao amin’ny fokontany Ambalabe Est ‚ kaominina ambonivohitry Antsohihy izay niteraka resa-be ny Herinandro lasa teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Samy milaza ho tompony tany na i

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hatairana no nandrenesany maro ny vaovao fa nahiditra am-ponja omaly alina ity tovolahy zanaka Mahajanga ‚ filohan’ny fikambanana HRT ( Hanjary Raha Ty ) ity . Tsy mbola fantatra mazava ny tena antony hatreto. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tovolahy ‚ tsy mikoso-maso manoloana ny tsy rariny ary mijoro hoan’i Tandrazana

[vc_row][vc_column][vc_column_text]Nitarika ireo mpiaramiasa aminy ‚ sy ireo lehiben'ny sampandraharaha maro ato amin’ny faritra Sofia ‚ nanontrona sy nitondra teny fampaherezana ny fianakavian’itompokolahy ANTOINE dit LEBOJO ‚ ny Jeneraly Lylyson ‚ Governoran'ny faritra Sofia sy ny lehiben'ny Prefektiora Antsohihy Naryson Roch Léopold ary ny solombavam-bahoaka voafidy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Niala tao an-drenivohitra ary nitodi-doha aty Antsohihy ny mitatao vovonana teo ny nofo mangatsikan’itompokolahy Pierrot ‚ mpitendry ao amin’ny tarika Jaojoby izay nodimandry ny zoma 23 Septambra 2022 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nanontrona sy nanao veloma azy teny amin’ny “ fast food Ankatso ” ireo mpanakanto namany sy ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny tolakandro teo no nigadona teto Antsohihy ny nofo mangatsikan'itompokolahy ANTOINE dit LEBOJO ; vady andefomandrin’ny Ramatoa ASSIMINE ( Filoham-boninahitry ny fikambanana VEHIVAVY TIA FANDROSOANA SOFIA ) ; Ray niteraka an’ny mpanakanto VANEY’S. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitsena teny amin’ny Mokonazibe Anjiabe ( Toerana misy Pilone ) sady nanontrona ary

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nahoraka sy nanakoako ren-tany ‚ ren-danitra ny lanonana goavana ‚ nanaovana fitokanana fotodrafitr’asa ‚ tetezana ao Maroambitsy izay efa nampanahirana ny mponina an-taonany maro. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nidina ifotony ary nolanjaina mihitsy ny senatera Alidy Bin SOUFOU nandeha nitokana ity fotodrafitr’asa vitany ity . Tsy voalaza mazava nandritra ny