a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 93)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Olona efatra 04 no volazan’ny fokonolona fa tratra nangalatra taolam-paty tao Antanambao Manampotsy androany 29 Septambra 2022 . Roa tamin’izy ireo tratra ambodiomby raha tafaporitsaka kosa ny roa hafa izay naman’izy ireo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Novonon’ny fokonolona tsy nasiana antra avy hatrany ny iray tamin’ireo tratra ambodiomby ‚ mbola

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Valio araka ny zava-misy ny fanontaniana etsy ambany ( aza adino milaza ny Kaominina na Distrika ‚ eny ny faritra misy atsika ) : 1 - Ahoana ny fandriampahalemana any aminareo 2 - Inona no mahatonga izany ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="5037"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] "Tsy manana hery hafa izany izahay, tsy misy "diamant" ny masonay. Miangavy, mba atsaharo ny herisetra atao aminay. Tebiteby lava no hiainanay." hoy izy ireo niangavy mafy ny hampitsaharana ny herisetra sy habibiana mihatra amin’olona varira tahaka azy eto Madagasikara. ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Vavaka firaisam-pinoana niarahana tamin’ny FFKM tao amin’ny EKAR Antsohihy no nanokafana ny famaranana ofisialy ny faha-60 taona ny Polisim-pirenena tato amin’ny fitaleavam-paritry ny filaminam-bahoaka Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mpitandrina mivondrona ao anaty FFKM ‚ ireo tompon’andraikitra lehiben’ny sampandraharaha izay nisoloan’ny Préfet sy sekretera jeneralin’ny faritra Sofia tena ary ireo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Jiolahy miisa 20 mahery ‚ nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no tonga nanafika mpandraharaha iray tao Bekopaka ‚ Distrikan’i Antsalova faritra Melaka tokony ho misasakalina teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Noravain’izy ireo ny vola 10 tapitrisa Ariary miaraka amin’ny entam-barotra ‚ tonga tany an-toerana ny zandary vitsy an’isa ka ny fiarovan-tena

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tontosa ny tolakandro teo ny fanaovam-beloma farany ny nofo mangatsikan'itompokolahy ANTOINE dit LEBOJO ‚ vady andefomandriny Rtoa ASSIMINE ( filoham-boninahitry ny fikambanana VEHIVAVY TIA FANDROSOANA SOFIA ) ‚ Ray niteraka an’ny mpanakanto VANEY’S. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Feno alahelo ny fo ary torotoro tanteraka fa indrindra hoan’ireo vady aman-janany izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy teto Madagasikara ny Depiote Naharimamy Lucien Irmah, Filoha Lefitry ny Antenieram-pirenena faritany Toamasina tamin'ireny resaka fanapohana solika izay nahavoatonona anarany teo ireny. Tafaverina eto an-tanindrazana izy ankehitriny ka nitafa tamin'ny mpanao gazety androany alarobia 28 septambra 2022. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Hatreto aloha mbola tsy nanao asa ratsy ary

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Natao veloma farany teto Antsohihy androany 28 Septambra 2022 ny nofo mangatsikan'itompokolahy PIERROT BEMOTOMBO . Mpanakanto namany ‚ vahoaka maro no nanontrona sy nankahery ny fianakaviana . Nohentina any Anjiamangirina ny nofo mangatsikany ary ho asitrika rahampitso raha tsy fiovana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mirary azy handry ampiadanana ary Mankahery

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsapan’ny mpanakanto Brillante fa tsara ny lalana nizoran’ny mpanakanto Arinaah ( vadin’i Big Mj taloha ) izay niditra lalina amin’ny fanompoana an’Andriamanitra dia nanapa-kevitra ihany koa izy ny hanokana ny fiainany hoan’ilay Mpahary. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mpanakanto nanana ny maha izy azy teo amin’ny sehatry ny mozika Malagasy i

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mety ho hisy antony manokana ve ? Hoy ny mponina mametra-panontaniana manoloana ny faty olona nisesisesy tatoato taorian’ireo olona 20 mahery namoy ny ainy vokatry ny loza an-dranomasina tao Ampondrabe ny 11 Septambra 2022 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Ankoatran’ireo efa notaterantsika dia fantatra fa nodimandry androany 27 Septambra 2022