a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 92)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Zanaka Ankerika. Nianatra tany Antanagnivo na Ambodimadiro Est tamin'ny ambaratonga fototra. Taorian'ny crise tamin'ny 1972 dia nifindra nianatra tao Antsohihy hatramin'ny nazahoany ny BEPC. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Niditra tao amin'ny SEMIPI ( Sekoly Miaramilam-pirenena ) ny taona 1983 ary tao izy no nahazo mari-pahaizana bakalorea teknika (BTP/OM) ny 1987.

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Omaly 30 Septambra 2022 no nahiditra am-ponja vonjy maika ity lehilahy mpijirika ( Rabatteur ) ity . Raha ny fanazavana dia nitaky vola be 09 Tapitrisa Ariary ( 45 000 000 fmg ) izy tamin’ny tompon-kavana ‚ Ray aman-dRenin’ny lehilahy iray voafonja noho ny halatr’omby

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tazany ekipantsika ato amin’ny pejy Aboaho Ankiaka ity zazakely vao 10 taona monja ity mangataka sy mirenireny erany tanànan’i Antsohihy . Nohadihadiana ary nanontaniana ny mety ho antony nanaovana izany izy ka tsy nisalasala nitantara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nisaraka ny Rainy sy ny Reniny ‚ nanambady hafa ny Rainy

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ny ariva teo no fantatra fa nahiditra am-ponja vonjy eto Antsohihy i Mohamed Rafik sy ny zanany lahy . Ny fandavana ny didim-pitsarana sy fanalam-baraka vadi-tany no voalaza ho antony nitazomana azy ireo ary i Amizaha Issouf sy ilay vadi-tany nanao fampiharana ny didim-pitsarana no

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Teratany vahiny iray izay nolazainy fa mivarotra balan’ny basy amin’ireo daholo no nametraka fitarainana teny amin’ny “ Cybercriminalite ” tamin’ity herinandro ity . Niaiky sy nanamafy izay voalazainy tamin’ny tambazotran-tserasera io i MAHERILANTO Manandafy raha natao famotorana momba izany ka nahiditra am-ponja vonjy maika izy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tafakatra hatramin’ny 12 metatra ny ahavon’ny afo miedareda ‚ nanomboka ny 22 Septambra teo ‚ hita ao amin’ny valanjavabohary arovana BAIE DE BALY ANKARAFANTSIKA ‚ Soalala Mahajanga . Ny hamafin’ny rivotra amoron-driaka sy fahabetsahan’ireo zava-maniry mora mirehitra ( Alana bambou ) ary ireo zava-maniry lavo

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mamarana ny fankalazana ny faha-60 taona ny Polisim-pirenena ny Polisy rehetra manerana an’i Madagasikara androany 30 Septambra 2022 . Andro miavaka sy manana ny maha izy azy amin’ny Polisim-pirenena ny andron’ny 30 Septambra io ka misy isan-taona ny fanamarihana azy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy kisendrasendra anefa ‚ fa lahatry