MOHAMED RAFIK : NANAIKY HIALA AMIN’NY TRANO REHEFA NAHIDITRA AM-PONJA
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tazana nivezivezy ‚ nitatitra entana ity fiara tsy mataho-dalana ity hatramin’ny maraina teo . Fantatra araka ny loharanom-baovao fa nisy andian’olona nifampiresaka tamin’ingahy Issouf AMIZAHA ‚ mba hisiany marimaritra hiraisana momba ity raharaha ity sy hisiany fitoniana eo amin’ny andaniny sy ankilany . Voalaza araka