a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 90)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ketraka ‚ very fanahy mbola velona ny tantsaha mpamboly black eyes ao Boriziny amin’izao ka miantso vonjy sy mitady vahaolana amin’ny fitondram-panjakana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Mampakatra vokatra lojy na vonemba ( Black eyes ) 04 t/Ha isan-taona izahay ‚ mampiasa fanafody fatao amin’ny voly fa mahagaga sy mampalahelo fa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tovolahy mahatonga vintana ary miavaka amin’ny fahaizana miara-monina sy fifandraisana amin’olona i BEARIVONY BRIAND ‚ MISTER SOFIA nandray anjara tamin’ny fifaninana MISS ET MISTER ÎLE DE MADAGASCAR farany teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nomen’ireo tovolahy namany sy ireo tovovavy nandray anjara tamin’ilay fifaninana ho DEPIOTE izy noho ny fahaizany miara-monina

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Mbola any am-ponja i Mohamed Rafik sy ny zanany lahy hatreto ‚ tsikarika fa nisy namafa sahady ilay soratra « COOL BAYA » teo amin’ilay trano . Midika ve izany fa efa any amin’ingahy Issouf AMIZAHA ny la clé amin’izao ? [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Andrasana ny fotoam-pitsarana ‚ momba

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tsy tana tao ampianarana ilay zazavavy kely 17taona ‚ rehefa nisaronany fanahy hafa ka nihanjaka ( nihetsika ‚ sahala amin’ny ipetrahany ampanjaka na misy zavatra mipetraka ) omaly 05 Oktobra 2022 . Nikasa hidaroka ilay mpampianatra voalaza ho nandrahona ilay zazavavy hiaraka aminy ity zavatra

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ifandimbiasana ny toerana ‚ mihodikodina manerana an’i Madagasikara ireo mpiasam-panjakana ‚ manompo vahoaka ‚ vao misotro ronono . Voatendry hanohy ny asa maha lehiben'ny Distrika azy any Tsaratanana ‚ Atoa DAVID JEANNICK DIEU DONNE ‚ nandritra ny filan-kevitry ny Minisitra nivoaka androany 05 Oktobra 2022. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Lehiben'ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nandefa hiraka nankahery ireo traboina avy hatrany ny Minisitra Soafilira Princia raha nandre ny tranga ‚ namoizany tokantrano maro ny fananana vokatry ny hain-trano mahatsiravina niseho androany 05 Oktobra 2022. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nitondra vary sy voamaina ‚ kojakoja maro toy ny Bodofotsy hirakofana amin’ny alina sns ireo delegasionina

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Hisidina sy hitsangatsangana any DUBAÏ ‚ ilay tanàna anisany lafatra indrindra eran-tany ity tovolahy zanaky ny faritra Sofia izay nandray anjara tamin’ny fifaninana MISS ET MISTER ÎLE DE MADAGASCAR ity ka nahazo faharoa ( PREMIER DAUPHIN ) amin’ny Tovolahy tsara tarehy sy bikàna eto Madagasikara

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Amin’ny maha filohan’ny vondrona parlemantera IRD ny tenako izay manohana ny filoha Andry Rajoelina dia rariny raha mitandro ny firaisankina eo amin’ny samy solombavam-bahoaka sy ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta ‚ namonjy ny andro iraisam-pirenena hoan’ny zokiolona tao Mandritsara ny tenako sy ny Minisitry ny