a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 9)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ketraka ny fianakaviana raha nandre ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana ambaratonga voalohany ao Mampikonyβ€š momba ny raharaha famonoana mpitandrina misotro ronono FranΓ§ois VIVIERβ€š izay maty tamin’ny fomba feno habibiana tao Andranomadio ny volana Aogositra 2024 teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Olona 02 no voatondro sy notorina tamin’iny raharaha iny.

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ny maraina ny Zoma 06 Septambra 2024β€š tokony ho tamin’ny 06 ora sy sasany maraina teo no nitranga ity lozam-pifamoivoizana teo amin’ny PK 451.5 / RN 4 tetezana Andranofasika ity. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Fianakaviana avy niala sasatra tany Mahajanga maro no naratra mafy vokatry ny loza. Tsy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nidina an-kianja avy hatrany ireo tompon'andraikitra misahana ny fitsarana fiarakodiaβ€š ny avy ao amin’ny fitaterana an-tanetyβ€š ny mpitandro filaminana ary ny Talem-paritry ny Tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy Sofiaβ€š taoriany dinika sy tafa niarahana tamin’ny Jeneraly Reribake Jeannot teto Antsohihy renivohitry ny faritra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Fanentanana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Mihazakazaka manontany fomba ahafahana manjifa sy mividy ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny ankamaroan’olona leo delestazy eto Antsohihyβ€š renivohitry ny faritra Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Ankoatrany jiro mazava miisa 03 izay miaraka aminy dia misy radio izy ireto sady afaka amahanana finday (afaka mi-charge tΓ©lΓ©phone) ihany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Efa narahin'ny Polisy akaiky ity jiolahy ity nandritra ny fotoana naharitra. Fantatra fa lehiben'ny mpanendaka izay mampitaraina ny olona eny Analakely sy manonididina izy io. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nametrahana vela-pandrika ity faranyβ€š ka teo am-panendahana mpandalo teny amin'ny pavillon Analakely izy no nosamborin'ny Polisy ny hariva teoβ€š

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Nidina tao amin’ny kaominina Marotsipoy Anjozorobe ireo lehiben'ny Tafika mitambatra mivondrona ao amin’ny β€œEMMONAT”, nanome toromarika ireo mpitandro filaminana eny an-kianjaβ€š mba hitadiavam-bahaolana manoloana ny tranga mahatsiravina niseho tany an-toerana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Raha tsiahivina ny tantara dia nalaina an-keriny ny 04 Aogositra 2024 teo izy dimy

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tsy handraraka ilom-biandoha ahoβ€š ary hitsinjo hatrany ny vahoaka Malagasy fa indrindra ny vahoakan’ny faritanin'i Mahajanga izay toerana nihavianaβ€š hoy Pr Loulla CHAMINAH raha nankasitraka ireo Raiamandrenyβ€š zokiolona nitso-drano azy tao Mahajanga androany sabotsy 31 Aogositra 2024. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Taoriany fanendrena azy dia nitsidika avy hatrany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Mitodika any Anjozorobe avokoa ny mason’ny mpanara-baovao ankehitrinyβ€š miandry vokatra avy amin’ny hetsika ataon’ireo mpitandro filaminana izay efa nalefa any ifotonyβ€š hanao hazalambo ireo dahalo mpaka an-keriny namono nahafaty olom-pirenena miisa 05 tamin’ny fomba feno habibiana tanteraka. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Etsy ankilanyβ€š mandeha ny adi-hevitra eny anivon’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Avy any Toamasina ity Sambo rendrika sahabo ho 1 km avaratry ny seranantsambon'i Fort-Dauphin, androany tamin'ny 2 ora maraina ity. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Olana teknika no voalaza ho anton'ny loza. Tsy nety nivily ilay sambo, raha efa hamonjy ny seranana inyβ€š ka voatery nanaraka ny onjan-dranomasina ary

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Tao Ambarijeby Estβ€š kaominina Analalava no nanohizan’ny Talem-paritry ny Tontolo iainana sy fandrosoana lovain-jafy ny fitsidihana sy fanomezana toromarika ireo tantsaha mivelona sy mitrandraka vokatra avy amin’ny atiala fa indrindra ala honko izay nafindra fitantanana ny faraparany herinandro teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Β  Β Niaraka taminyβ€š tamin’ity fotoana ity