a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 89)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Dradraina fona matetika fa ampiharina eto Madagasikara ny fitsinjaram-pahefana miabo na tena izy mba afahana mampandroso haingana ny faritra 23 . Nifanesy ‚ nifandimby ny fitondrana ‚ samy milaza hametraka izany avokoa izay tonga saingy nofinofy sy fampiesonana ary fanasana ati-dohan’ny vahoaka amin’ny faritra no

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nivoaka tamin’ny fahanginany i TIM RABEARIVELO ‚ Mpampianatra mpanabe ‚ manana ny maha izy azy sy ny toerany eo amin’ny sehatry ny Fanabeazana sady Ray aman-dReny ato amin’ny faritra Sofia. (Miala tsiny mialoha raha somary lavalava) Manoloana ireo fampielezana tsy ankiato "matraquage" eto amin'ny tambazotran-tserasera sy ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Matimaty fahatany ny fianakavian’olona sasany raha tsy misy fanadihadiana lalina na miantehitra amin’ny baiko ara-politika ireo tompon’andraikitra ara-panjakana na manampahefana eo ampanatanterahana ny asany . Ny 23 jona 2022 teo dia nisy olona roa maty novonon’olona tao amin’ny fokontany Ambondromamy ‚ kaominina Leanja Distrikan’i Port

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tratran’ny fokonolona nangalatra gisa roa tao Bilailay ‚ kaominina Bendrarezona Bealanana ity rangahy ity ka notapahana ny sofiny roa ‚ nasainy fokonolona nolanjainy nitety tanàna izany aveo ireo gisa ‚ izay vao naterina amin’ny mpitandro filaminana. ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mbola miaina ao anaty fahasahiranana tanteraka ireo olona traboina vokatry ny hain-trano mahatsiravina niseho tao Ambalabe Est Antsohihy amin’izao . Nisy ny antso fanampiana sy tolo-tànana nataon’izy ireo ary efa nisy ireo namaly ho fampitsinjovana amin’ny maha samy mpiarabelona. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Anisany namaly ny antso nataon’izy ireo Rtoa

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nomarihiny SONOSE/MADA tamin’ny fomba miavaka ny andro iraisam-pirenena hoan’ny mpanabe ‚ ny 05 Oktobra 2022 teo . Nisy ny fikaonan-doha amin’ny fanatsarana ny sehatry ny Fanabeazana sy fampianarana eto Madagasikara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ny mpanabe no antoky ny fiandrihanam-pirenena ‚ fampandrosoana ‚ fandriampahalemana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa fantam-poko fatam-pirenena ny zava-misy ao amin’io sekolim-pinoana manana ny lazany eto Antsohihy io ankehitriny ary efa mahoraka an-tanàna fa ny mahatalanjona ny mpanara-baovao ilay talen-tsekoly milaza fa tsy mbola nahare izany tranga izany ‚ rehefa nanontaniany mpanao gazety momba ny fepetra noraisina amin’ilay mpampianatra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ny fampihorohoroana sy halatr’omby efa vitan’ity rangahy ity raha ny tatitra voaray momba azy avy any amin’ny kaominina Antsahabe . Miray tendro amin’ny tambazotran-dahalo ao amin’ny fokontany Betomendry ‚ kaominina Anahidrano izy ary mifampitarika sy manao fanafihana mitety kaominina ato amin’ny distrikan’i Antsohihy izao