a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 88)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] EFA MANANGANA SAINA FOTSY ‚ MARIKY NY FAHARESENA IZY IREO KA MBA AJANONY AMIN’IZAY NY DORO-TANENY SY DORO ALA FA MAFY NY MANJOHY IREO BIBY ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="5322"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Miavaka ny tanànan’Antsohihy amin’ny fahatsarany Taxi ville miasa ‚ tafiditra ao amin’ireo tanàna 05 voalohany izy raha toa ka misy ny fisarihana na fifaninana momba izany . Miroso amin’ny fanatsarana ny fomba fiasa sy tolotra omena ny mpanjifa hatrany ireo mpamily sy ireo mpikambana ao

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy vita ao anaty birao ny fiarovana ny tontolo iainana ‚ ilaina ny fidinana ifotony mba ahitana ny tena zava-misy marina ‚ afahana manapa-kevitra manoloana izany . Fokontany miisa 05 tao amin’ny kaominina Tsaratanana ‚ Distrikan’i Port Bergé faritra Sofia no nahazo fiantohana avy amin’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Manoloana ny resa-be momba ny fahafahan’ireo voafonja mandray anjara amin’ny fifidianana dia nitondra fanazavana ny mpahay lalàna iray ‚ zanaky ny faritra Sofia sady Tonia mpampanoa lalàna ‚ lehiben'ny fampanoavana ao Maintirano ‚ Andriamatoa André Andrimpirenena : [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Misy karazany roa ny voafonja : ireo voaheloka (izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ho fitsinjovana ny mpiara-belona sy ho fitandroana ny fahadiovana ao Befotaka avaratra dia nanolotra WC manarapenitra ireo zanaka ampielezana ‚ Pretra miasa any Italia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mivoatra ny asa izay natomboka ny volana jona 2022 teo ary tombanana ho vita tsy hoela izany . Nisy rahateo ny fitsidihana