a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 87)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Voalaza fa efa mpamerin-keloka ity rangahy ity raha ny loharanom-baovao ‚ saika niharany hatezeram-bahoaka izy androany 14 Oktobra 2022 ‚ rehefa tratehakin’ny fokonolona teo AMPANOLANANA vehivavy 60 taona tao Maromboka ‚ kaominina ambonivohitry Mandritsara faritra Sofia. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] onga ara-potoana ny mpitandro filaminana avy eo anivon’ny Polisim-pirenena ka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] FOKONTANY LAMBANDY ‚ KAOMININA MAROMADIA - DISTRIKA ANALALAVA ‚ FARITRA SOFIA : Mandravarava ny afo ao an-tanàna . Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana dia miato ny fifamoivoizana amin’ny lalam-pirenena faha-06 noho ny ahavony lelan’afo miredareda ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy mbola fantatra mazava ny zavatra nanjohy azy sy ny mombamomba azy fa hatramin'izao ora anoratana izao ‚ tsy mbola tonga ny mpitsabo hanao fitsirihana ‚ efa nidina ifotony kosa ny talem-paritry ny filaminam-bahoaka. Manomboka vory maro ny olona. ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nomarihina tamin’ny fomba miavaka ny faram-parany herinandro teo tany ivelany ny faha-05 taona niarahan’ny mpanakanto DLAIN sy RACHIDA vadiny . Vehivavy Malagasy i Rachida izay vady andefomandrin’ity mpanakanto Malagasy fanta-daza ity. Mirary tokantrano sambatra ho azy hatrany ______________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsaroana anio ny faha-05 taona namoizana ny Filoha Zafy Albert izay nodimandry ny 13 oktobra 2017 . Dimy taona katroka androany no nodimandry ny Filoha Zafy Albert. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Notondroina sy nosalorana anarana Rain’ny Demokrasia izy noho ireo ezaka maro vitany izay noezahina notakomana . Mpitari-tolona, mahery fo

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Fiara mpitatitra solika miisa 05 avy tany Mahajanga no ahiana ho mitondra solika mitampoka ‚ hamatsiana sy hoampiasaina ary ho amparitaka eto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia . Nosamborina sy notazonon’ny mpitandro filaminana vonjy maika avy hatrany ireo mpamily voasaringotra amin’izany . Mandeha ny fitsirihana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Jiolahy miisa telo no nifanehitra tamin'ny andrimasom-pokonolona ny alin'ny talata hifoha alarobia tamin'ny 9 ora alina tao amin'ny Fkt begavo Mangalaza Cr Feramanga avaratra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nikasa hanao vaky vala (halatra omby anaty vala) izy ireo raha ny fitantaran'ny andrimasom-pokonolona.  Nisy ny fifanjevoana teo amin'ny roa tonta ka tratra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] FANAMBARANA Manoloana ny FANAMBARANA N°09-SMM/P 22 ANTSO HO FANATSAHARANA TSY MISY FEPETRA NY FAMOAHANA VAOVAO AMIN’NY HAINO VAKY JERY REHETRA MIKASIKA NY RAHARAHA MANDALO EO ANIVON’NY POLISIM-PIRENENA SY NY ZANDARIMARIAM-PIRENENA MIANDRAIKITRA NY FANADIHADIANA SAVARANONANDO navoakan’ny teo anivon’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara, dia manao izao fanambarana