CSB II AMPANEFENA – VOHEMAR : MODY MAINA IZAY MARARY TSY MANAM-BOLA
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Soratra sy fiatsarambelatsihy fotsiny io hita eo ambaravarana hiditra amin’ny mpitsabo ao amin’ny CSB II ao Ampanefena Vohemara io fa mifanohitra amin’io ny tena zava-misy marina ‚ hoy ireo avy nandalo tao amin’ity hopitalim-panjakana ity velon-taraina amin’ny fakana vola mihoapampana ataony mpitsabo sasany ao ‚