RN32 : BETSAKA NY MPANDEHA NARATRA VOKATRY NY LOZAM-PIARAKODIA TAO MAHEMBAHEMBA
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Avy any Mandritsara nikasa andeha any Mahajanga ity fiara Sprinter fitateram-bahoaka ity no tra-doza tampoka tao Mahembahemba ‚ lalam-pirenena faha-32 ‚ mampitohy Antsohihy - Mandritsara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka tamin’ireo mpandeha no naratra fa tsy misy kosa ny aina nafoy . Tsy mbola fantatra mazava ny antony loza hatreto