LALAM-PIRENENA SY NY FOTOAM-PAHAVARATRA : BETSAKA IREO LALANA DIBO-DRANO ▪️SAHIRANA NY MPANDEHA AO KOA IREO VOATERY MITOKA-MONINA
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Faly sahirana ny vahoaka Malagasy rehefa tonga ny vanim-potoana fahavaratra ‚ firotsahan’orana ‚ afahana mamboly sy mamokatra saingy malahelo sy miferinaina ihany noho ny fahapotehan’ireo lalam-pirenena maro eto Madagasikara. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Misy amin’ireo Distrika eto Madagasikara dia mitoka-monina tanteraka rehefa fotoam-pahavaratra tahaka izao ‚ tsy afaka any ny