a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 81)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tafiditra faritra mena ( ZONE ROUGE ) amin'ny hamaroan'olona voan'ny tsimok'aretina VIH/SIDA ao amin'ny faritra DIANA ny tanànan'i Antsiranana , raha ny fanazavana nataon'ny Dr VOLAZANDRY Priscilla,Talem-paritry ny fahasalamam-bahoaka ao an-toerana , nandritran'ny fitsidihana ny trano eva , tamin'ny fankalazana ny faha 10 taonan'ny CHU

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ao amin’ny zandary Ambodiadabo ireto olona roa ireto ankehitriny ‚ rehefa nosamboriny andrimasom-pokonolona tao Antanambao ‚ kaominina Antsiradava Distrikan’i Bealanana ny tolakandro teo . Milaza ho mahay mampitombo vola izy ireo raha ny fanazavana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Miantso olona amin’ny finday izy sady mandresy lahatra ka asainy manatitra vola

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nanao tatitra tamin’ny BNGRC avy hatrany ny fitondram-panjakana aty ifotony rehefa nitranga ireo loza nahazo havantsika ato amin’ny faritra Sofia ‚ efa manomboka tonga araka izany ireo fanampiana avy amin’ny fitondram-panjakana ary hozaraina amin’ireo olona traboina izany mba ho fampaherezana azy ireo . Io raha

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mahatsiaro tena ho tompon’andraikitra amin’ny fampandrosoana izahay tanora ka nisy ny fameloma-maso ireo “ balise ” eny amoron-dalana androany marainan’ny 20 Oktobra 2022 . Santatra ambavarano ihany izao fa hitohy amin’ny sehatra maro ny hetsika ‚ hisy ny fanentanana tanora ‚ mba tsy hiraviravy tànana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Manaitra ireo tompon’andraikitra sy tompon’antoko tamin’ny fanahiniana nanimba ny lalana vita tara ( goudron ) ao Amborovy ny mponina mba hamerina azy amin’ny laoniny na hanarina izany hatreo amin’ny lalan-drano ( canal ) . Ny Orinasa TELMA no voatondro nanao izany fanimbana izany ‚ nosimbaina

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nakarina fampanoavana omaly 19 Oktobra 2022 ireo olona 05 voarohirohy amin’ny fangalarana sy fanampohana solika tratehaka teto Antsohihy renivohitry ny faritra Sofia . Nahiditra am-ponja vonjy maika ny iray tamin’ireo mpamily voarohirohy ‚ nomena fahafahana vonjy maika kosa ny mpamily 03 ‚ miaraka amin’ny lehiben’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Anisan’ireo nafana fo tamin’ny famonoana ny afo niredareda tao Antambato ‚ kaominina ambonivohitry Bealanana ny fiandohan’ity herinandro ity ilay rangahy . Tafahitsoka tampoka teo afovoany ary voakodidiny afo ka raikitra tao ary tsy avotra intsony raha ny fanazavana voaray avy any an-toerana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Namoy ny ainy araka

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Andrasany maro ny mety fanazavana ofisialy momba ny tranga niseho tao Antsahabe ‚ kaominina Marotsipoy - Distrikan’i Anjozorobe omaly . Raha ny loharanom-baovao mantsy dia may nodorany zandary ny tanàna ary may hatramin’ny sekoly . Hoaiza ny mpianatra sy ny mpampianatra ‚ sekoly mijoro ara-panjakana

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Fiara tsy mataho-dalana BT-50 mbola tena tsara no tazana simba sy potipotika lohany eo amin’ny lalam-pirenena faha-06 ‚ akaiky tanànan’i Ankazobetsihay ‚ Distrikan’Antsohihy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Avy any Antananirivo ary mikasa hanohy ny diany hanavaratra izy ity no tra-doza tampoka teo ampidirana Ankazobetsihay ‚ tokony ho tamin’iray Ora maraina