a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 80)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny taona 2020 no nanomboka nandray an-tànana ny famokarana herinaratra ny FIRST ÉNERGIE ary nilaza fa hanafoana ny “délestage” amin’ny alan’io orinasa mpamokatra herinaratra io ny fitondram-panjakana mijoro ankehitriny . Tsy tanteraka anefa izany hatramin’izao 02 Janoary 2023 ‚ ny tompon’andraikitra eo anivon’ity orinasa ity

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Betsaka ireo manararaotra manao asa ratsy rehefa fety andro ‚ matetika mitaraina very fananana sy mandry tsy lavo loha ireo tantsaha sy vahoaka ambanivohitra ary mifety ao anaty fitaintaina ny rehefa taom-baovao tahaka izao nohon’ny asan-dahalo . Manomboka niova anefa izany tamin’ity taona 2023 ity

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Hifarana ny taona ‚ mifety sy mifaly ny ankamaroan’olona fa misento sy tomany am-po ireo Zara raha mahita arapaka na ao anaty tsy fahasalamana ‚ eny ireo kamboty izay sahirana tanteraka sy tsy manana mpiahy. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nipetraka amin’ny maha Ray aman-dreny azy ny AMPANJAKA ZALIFA ao Analalava

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nidoboka am- ponja vonjimaika i Jess flavi one (Mpanakanto) , rehefa nahatrarana rongony mahery vaika . Olona 7 no voasambotra teny Talatamaty ny 28 desambra lasa teo noho ity raharaha ity. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nisesisesy ny fanafihana mitam-piadiana mahery vaika ao an-drenivohitry Madagasikara . Tsy misy tahotra na henatra intsony ireo jiolahy fa hatramin’ny antoandro ‚ amin’ny toerana be olona miantsena no hanaovana fanafihana ka amoizana vola be sy ain’olona izany . Santionany amin’izany ‚ Lehilahy iray nitondra vola

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tahaka ny mahazatra dia manomana hetsika iraisana ny tanora eto Antsohihy rehefa mamarana ny taona tahaka izao ‚ ka nisy ny fanadiovana tanàna izay nanasana ny sarambambem-bahoaka androany 30 Desambra 2022 . Nosafidina ho nidiovina nandrin’izany hetsika izany ny manodidina ny ROND POINT misy ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Notazonin’ny zandary ( GAPJ : Groupe d’Appui à la Police Judiciaire “ Recherche Criminelles ” ) tao anaty 48 Ora ilay tovovavy nitorian-drangahy sakaizany (sipany) ho tompon’antoka tamin’ny fahaverezan’ny lavanio ( la vanille ) 400 kg very ny marainan’ny alahady 01 Janoary 2023 ‚ andron’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Hamokatra sy hanodina i Madagasikara ‚ hapetraka ao Ibity ny Ozinina mamokatra simenitra ary 15 000Ar ny vidiny amin’izany ‚ hoy ny laharana faha-13 ‚ raha nanao tatitra ny asa vitany nandritra ny taona 2022 ary nitondra sy nanazava ireo vinany amin’ny taona 2023. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Maharitra 02