a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 79)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Mitohy ny ezaka ataon’ny Kapiteny Tobiasy Andriantsihoarana ‚ komandin’ny vondron-tobim-paritra Antsohihy sy ny ekipany ‚ amin’ny fampandriana ny Distrikan’i Antsohihy sy Analalava ary Bealanana ato amin’ny Faritra Sofia . Dahalo roa efa malaza amin’ny halatr’omby ao Ankerika sy kaominina manodidina ato amin’ny Distrikan’i Antsohihy no

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Ny taona 2018 no tsikaritr’ireo fokonolona ao Antanagnambo ‚ kaominina Maroala Distrikan’i Antsohihy fa nahitana mpitandro filaminana farany tany an-toerana ‚ manjaka araka izany ny ramatahora sy fanararaotana ataon’ireo milaza azy ho matanjaka ka mandrebireby ary manotohoto ny vahoaka ao an-tanàna ‚ i Janoary no

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nandriaka ny rà tao amin’ny fokontany Anjiajia ‚ kaominina Ankerika Distrikan’i Antsohihy ny alahady 18 Desambra 2022 teo ‚ fatin’itompokolahy Raveloson niampatra voatetitetika teo Antanimbary no novantanin’ny fianakaviana sy ireo zanany . Tsy mbola fantatra mazava ny antony famonoana hatreto ‚ efa nitolo-bata teny amin’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Heritaona teo no voatazona am-ponja vonjy maika tao Morondava ny Ben’ny tanàna voafidy tao amin’ny kaominina Tsimafana ‚ Distrikan’i Belo sur Tsiribihana faritra Menabe ‚ voarohirohy tamin’ny fitanana Basy tsy nahazahoana alalana ‚ afaka madiodio anefa izy rehefa nandeha ny fotoam-pitsarana azy ‚ raharaha izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Noraisin’ny fiadidian’ny tanànan’i Antsohihy ny fanapahan-kevitra mampiato ny fampiasan’ny daholobe ny lalana mihainga avy eo amin’ny BAR RAVINARA ka hatreo amin’ny TELMA Antsohihy . Fanapahan-kevitra noraisina mba hiarovana ny vahoaka sy handrindrana ny fifamoivoizana amin’ny fandraisana ny Evekan’ny Diosezin’Ambanja rahampitso Alarobia 11 Janoary 2022. _____________________________ Aboaho Ankiaka

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Raisinay mpandala ny fomban-drazana ho fametavetana ny maha Malagasy ny fananihana Doany ataon’ny Ratrema sy ny mpandihiny ka miantso manampahefana mba hananatra azy dieny tsy mbola miakatra ny hatezeran’ny tompony ‚ hoy ny fanehoan-kevitra ra nataon’ny solombavambahoaka Rossy taorian’ny hetsika tafika masina nataon’ireo sampana fifoazana

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nirehitra ary niredareda ny afo ‚ nandoro ny trano fonenan’ny mpianatra Bloc15 eny amin'ny sekoly ambony polyteknika Vontovorona . Lasa lavenonana, tsy nisy azo noraisina ny entana, raha ny filazan'ireo mpianatra . Tonga teny an-toerana namono sy nifehy ny afo ny sampana mpamonjy voina. _____________________________ Aboaho Ankiaka