ANTSOHIHY : TONGA NY MILINA VAOVAO HAFA ( 425 KVA )▪️ HAMAHANA NY OLÀN’NY FAHATAPAHANY HERINARATRA
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ao anatiny fametrahana ny milina vaovao hafa ‚ izay manana tanjaka 425KVA ny tompon’andraikitra sy ireo Teknisinina nanankinana izany ankehitriny . Nidina ifotony nijery ny toe-java-misy ny Solombavambahoaka voafidy teto Antsohihy‚ Atoa Rémi dit Jao Jean androany alahady 15 Janoary 2023 ‚ niaraka tamin’ny Tale