a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 77)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa any amin’ilay toerana hanaovana ny fanompoam-pivavahana ireo manampahefana maro hiatrika ny lanonana . Tazana amin’izany ny Praiminisitra Lehiben’ny Governemanta ‚ Ny lefitry ny Antenimierampirenena ao amin’ny faritanin’i Antsiranana sy ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara namany ‚ ny Governoran’ny Faritra Diana ‚ Sekretera Jeneralin’ny Faritra Sofia

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Androany ilay andro hanatanterahana ny lamesa goavana ho fanamasinana ny Eveka vaovaon’ny Diosezin’Ambanja - Mgr Donatien Francis Randriamalala any an-toerana . Efa mipetrapetraka avokoa ny lamina amin’ny fiatrehana izany tahaka ny ahitantsika azy eto amin’ny sary. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mba ho fanampiana ny fiangonana katolika amin’ny fandraisana ireo vahiny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Teo amin'ny 15 km tsy hidirana ao Befandriana Avaratra no nivadika ny kamiao nitondra gazoala 14000 litatra sy menaka 80000 litatra, hamokarana herinaratra any an-toerana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nametraka lamina avy hatrany manoloana izany ny tompon'andraikitry ny JIRAMA raha vao nitranga ny loza . Nandefa kamiao iray hafa niainga

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Latsaky ny 23 taona ve ianao ka manana bakalorea ? Fanirinao ny ho « Personnel naviguant sy Basier » izay hiofana any amin’ny sekoly miaramila frantsay raha tafiakatra amin’ireo masotsivana ? [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Mandefasa ny CV nao sy scan relevé de note Bacc (obligatoire) sy scan diplaoma Bacc (facultatif)

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Any New York izy sy ny vady aman-janany ankehitriny . Mahafinaritra mahita ireto sary nozarainy tao amin’ny pejiny ireto . Taonan’ny fahamatorana ny 2023 hoy ity Mpanakanto fanta-daza teratany Malagasy ity. Mirary ny meva ho azy sy ny ankohonany izahay eto amin’ny pejy Aboaho Ankiaka . _____________________________ Aboaho

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ny Doyen Pr JAOVELO JAO mpahay fomban-drazana Sakalava no nitaokataoka ny hataka ‚ nijoro ny Mgr Donatien Francis Randriamalala androany 14 Janoary 2023 misandratra andro . Voahantso teo ireo tompony Menabe ‚ efa-dahy manankasy tompon’ny Boeny , Andriamandisoarivo ‚ dadilahy Kozobe ‚ tompon'ny Mahalôgny ‚

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Niova “ look ” tanteraka ny Mpanakanto SHYN tamin’ity taom-baovao 2023 ity . Nandefa hafatra mafonja tao amin’ny pejiny hoan’ny vahoaka Malagasy izy sady nampiseho “look” na taly vaovaony. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] 2023 samia sahy miatrika ny tena olana ‚ mandraisa andraikitra amin’ny fampandrosoana ny fiainanao ‚ hitsoka mafy

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  May sahady ny ( régulateur ) milina vaovao natolotry Governoran’ny Faritra Sofia ny 05 Janoary 2023 teo . Nangataka ny hisiany fiarahamiasa eo amin’ny JIRAMA sy FIRST ÉNERGIE amin’ny fametrahana ilay vaovao farany teo saingy nandà izany ny tompon’andraikitra ao amin’ny First Énergie ary nangataka

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Efa any am-ponja ‚ nahiditra vonjimaika ilay vehivavy nahatrarana ny zazamena very tao amin’ny toeram-pitsaboana iray tao Toliara izay nahoraka tato amin’ny tambazotran-tserasera ny 10 Janoary 2023 teo . Nahiditra am-ponja ihany koa ilay mpampivelona rehefa niakatra fampanoavana androany 13 Janoary 2023 raha nahazo fahafahana