RN31 : VITA FANARENANA NY PK 61 ‚ IZAY SIMBA NOHO NY HALATRA “BUSE MÉTALLIQUE
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Mitohy hatrany ny famahana ny olàna misy amin’ireo lalam-pirenena izay simba ato amin’ny Faritra Sofia . Raha tapaka sy nasiam-panarenana haingana teo amin’ny PK 60 amin’ny lalam-pirenena faha-31 dia tsikaritra fa misy lavaka izay ahiana hitera-doza ihany koa ‚ ka mety hampanahirana ny vahoaka mampiasa