a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 75)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ho fampiroboroboana sy fanatsarana ny tontolo iainana ato amin’ny Faritra Sofia dia nomena lanja ny sehatry ny fikarohana ‚ miaramiasa matotra ny samy mpampianatra mpikaroka avy amin’ny Université Mahajanga sy ny avy amin’ny Naturkunde Museum Stuttgart Alemana ary ny DREDD Sofia. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Manomboka avy mafy ny orana arahin’ny rivotra ‚ misy kosa ireo tereny fiainana ‚ mitady izay ara-paka ‚ mivarotra izay azony varotina mba hinanan-kanina androany ka tsy maintsy mivoaka ny trano. Mankahery ireo havana ‚ namana mpiray Tanindrazana _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tafiditra ao anatin'ny fepetra loko mavo ny faritra Sofia amin'ny fandalovan'ny rivo-doza CHENESO. Nohon'izany dia nandray fepetra ny lehiben'ny Cisco Befandriana-Avaratra TONGASOA Gérard Andrix fa miato ny fampianara rehetra maneran'ny Cisco Befandriana-Avaratra. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Iangaviana ireo talen-tsekoly rehetra na miankina na tsia miankina amin'ny fanjakana mba handefa mpianatra

[vc_row][vc_column][vc_column_text] «Rehefa nandalo tamin'ny RN31 ny tenako maire ny commune urbaine Bealanana omaly dia nahita fa efa vita ilay làlana tapaka teo amin'ny PK 60 Ampandrana , ary tafaresaka tamin'ireo teknisianina tao amin'ny làlana , fantatra noho izany fa mbola hamboarina ihany koa ireo làlana point

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Manodidina ny 600 km Avaratra Atsinanan'i Antalaha no misy ny foibeny androany marainan’ny Alarobia 18 Janoary 2023 . Manatona haingana an’Antalaha ilay heverina ho rivo-doza CHENESO . Araka ny tombana nataon’i Meteo Madagasikara ‚ rahampitso ALAKAMISY izy no hiditra an-tanety manodidina an'Antalaha ‚ hanavatsava ny