ANTSO AVO
[vc_row][vc_column][vc_column_text] Misy bibilava mpivady sahabo ho roa metatra ny halavany etsy amin'ny Fokontany Fitroafana (Talatamaty). Mety hitera-doza ho an'ireo mponina eny an-toerana izany koa ilazana ireo tompon'andraikitra mahakasika ireny biby ireny mba ho tonga aty ka hanala azy ireo. Entanina ny vahoaka mba hitandrina ialana amin'ny