a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 73)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Raha tsy misy fihovana dia rahampitso 23 Janoary 2023 amin’ny 08 Ora sy sasany maraina no atao fanadiovana sy fanesorana ireo vato nidesin-drano eo amin’ny Bord Mahajanga. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Manao antso avo ‚ tolo-tànana amin’ny vahoakan’i Mahajanga ‚ sampandraharaharam-panjakana ‚ Fikambanana sns araka izany ny tompon’andraikitra eo anivon’ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nanamafy ny Talem-paritrin’ny fanabeazam-pirenena ‚ fa miato hatram’ny Talata 24 Janoary 2023 ny fampianarana ato amin’ny Faritra Sofia ‚ noraisina izany fanapahan-kevitra izany ho fitsinjovana ireo mpianatra amin’ny mety fiakarany rano sy ny loza maro samihafa ahiana aterakin’ny rotsa-korana fa indrindra any ambanivohitra manerana ny

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Raha ny fampitam-baovao voaray dia lasa lavenona ny entana tao amin’ny tranombarotra laharana faha-11 sy faha-12 an’ingahy LEKARANY Mpanao politika fanta-daza sady efa kandida Solombavambahoaka tao Port Bergé ‚ androany 22 Janoary 2023 tokony ho tamin’ny 01 Ora maraina teo. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Tsy nisy azo noraisina fa may

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Ireto hazo roa ireto sisa tavela amin’ny tetezana Antsiradava ‚ lalana andolavana raha ho an’i Andapa mandalo ny lalam-pirenena faha-31 avy ao Bealanana Faritra Sofia ‚ araka ny fanazavana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Eto no miampita ireo zaza mpianatra sy ireo olona mivezivezy ao an-tanànan’i Antsiradava . Marihina ihany koa

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Sahirana tanteraka ireo fianakaviana may trano tao Ambatolahinkisoa Fianarantsoa ny alatsinainy 16 Janoary 2023 teo . Tsy nisy azo noraisina ny entana rehetra fa may kila niaraka tamin’ny trano ‚ may tao ihany koa ny vola 58 Tapitrisa Ariary nokasaina hividianana fiara hoan’ny fianakaviana iray

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Simba ny lalana noho ny fisian’ny fako mivangongo ao amin’ny fokontany Ambalabe Ouest I ‚ sektera voalohany akaikin’ny Masera amin’ny lalana hivoaka amin’ny tranon’ny Tianjama ka velon-taraina ny mponina manodidina ary nanao antso ny hanamboarana izany . Nidina ifotony niaraka tamin’ireo fitaovana hanadiovana izany ny