a
FandraisanaInona ny vaovao ? (Takelaka 72)

Inona ny vaovao ?

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Tahaka izao hitantsika amin’ny sary izao ny zava-misy ao amin’ny 500 metatra tsy hidirana ny croisement Anjiajia ‚ kaominina Tsaramandroso ‚ lalam-pirenena faha-04. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text] Nihotsaka ary lasan-drano ny lalana ‚ tsy afaka miampita ny fiara ka voatery mijanona ‚ anisan’izany ny fiaran’ny Solombavambahoaka voafidy tao Mampikony izay

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Androany tokony ho tamin'ny 08 ora sy 45 minitra no fantatra fa nianjera tao Andilanatoby Ambatondrazaka ity fiaramanidina nihainga avy tao Antananarivo nikasa ho any Mananara ity. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]Fiaramanidina 5RAAR - PA28 an'ny kaompania Aéromarine izy io raha ny vaovao voaray.[/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Namoy ny ainy ny mpanamory izay teratany

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Dibo-drano ny voly ‚ tapaka ihany koa ny lalana ao Ampasimatera lalam-pirenena faha-06 ‚ araka ny fampitam-baovao voaray izao mitatao vovonana izao. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text][aigpl-gallery id="6308"][/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Nahato aloha ny fiaingan'ny fiara Taxi-Brousse rehetra na ny avy any Antananarivo mankany Mahajanga na ny avy any Mahajanga mankany Antananarivo ‚ ho fisorohana ny loza sy hialana amin'ny fahasahiranan’ny mpandeha eny an-dalana no antony fanapahan-kevitra hoy ny tompon’andraikitra misahana ny fitaterana an-tanety ao Mahajanga

[vc_row][vc_column][vc_column_text]  Nisy nizara tato amin’ny tambazotran-tserasera ity sary ity . Lehilahy salama saina tsara mihinana TANALAHY na TARONDRO ‚ DATSI no anarany ary monina sy mipetraka ao Ambohimandry raha ny fanazavana. [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row][vc_row][vc_column][vc_column_text]  Atono sahala amin’ny mitono hena ireny ny tanalahy na tarondro ( kandrondro ) ary dia hoaniny

[vc_row][vc_column][vc_column_text] Tapaka ny lalam-pirenena faha-4 (RN 4) mampitohy an'Antananarivo sy Mahajanga nohon'ny fihotsahan'ny arabe eo amin'ny PK 378 +00 anelanelan'i Maevatanana sy Ambondromamy. Efa mandray ny andraikitra hamerenana ny fifamoivoizana amin'ny laoniny ‚ ny Minisiteran'ny Asa Vaventy. _____________________________ Aboaho Ankiaka ® JDR News. www.presse-aboahoankiaka.mg [/vc_column_text][/vc_column][/vc_row]